TOP CHRONO

Crédit

Findramam-bola manomboka ny 04 Jiona ka hatramin’ny 04 Septambra

BNI MADAGASCAR miray hina hatrany amin’ny Malagasy

Mahaliana ahy

Hikajy Findramam-bola

MGA
10 000
400 000 000
Isan'ny volana
3
36
MGA/VOLANA
0
500000000
Ito fitaovana ito dia mijanona ho vinavina ihany fa tsy azo raisina ho fifanarahana. Raha mila fandalinana ianao dia manasa anao izahay hanatona ny mpitantana ny kaontinao.

Manana tetikasa manokana ve ianao ? Manana Fikasana ? Aza miandry intsony

Mindràma dieny zao, afaka 3 volana vao mamerim-bola

Mifanaraka amin’izay ilainao

Manomboka 500 000 MGA ka hatramin’ny 25 000 000 MGA

Fotoana famerenam-bola

6 hatramin’ny 60 volana

Tahajanabola : 11,9 %

Hatramin’ny 04 Septambra 2021

Ho anareo mpiasam-panjakana sy mpiasa tsy miankina

Crédit TOP CHRONO

Mahaliana ahy

Mitovy sokajy

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa