KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

PCM

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

Trade Finance picto

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana
 

Image de fonds S4C2P1
Varotra iraisam-pirenena

Crédit documentaire

Mahazoa antoka amin'ny fividianana sy fivarotana ataonao any ivelany

Antoka fandoavam-bola sy fandoavam-bola

Aloa ny vola rehefa marina avokoa ny antontan-taratasy rehetra
 

Manome toky ny mpamatsy avy ivelany

Miaro ny mpanafatra sy ny mpanondrana

Fomba fanao ekena amin'ny firenena maro, any ivelany sy eto an-toerana

Mampihena ny risika  mety hitranga noho  na tsy fandoavana
 

Image de fonds S4C2P2 SBLC
Varotra iraisam-pirenena

Stand-By Letter of Credit SBLC

Manome toky ireo mpiara-miombon'antoka aminao any ivelany, tsy manakana ny vola miditra aminao

Antoka an-tsoratra avy amin’ny banky fa handoa vola ho anao raha toa ka misy tsy fahafahano mandoa

Antoka ho an'ny mpisitraka raha tsy mahatanteraka ny fifanarahana ianao
 

Mampitombo ny fifampitokisana

Mampitombo ny fahatokian'ireo mpamatsy entana

Fomba fanao ekena amin'ny firenena maro

Mety amin’ny fifanarahana maro isan-karazany

Image de fonds S4C2P3 Remise libre
Varotra iraisam-pirenena

Remise libre

Mandefa na mandray vola avy any ivelany, tsy mila antontan-taratasy be dia be 

Tombony
  • Fomba fiasa nohamaivanina,
  • Saran-draharaha mora kokoa 

Fahafahana mifehy tsara ny fandraharahana andavanandro

Ho an’ny fiarahamiasa azo antoka amin’ny raharaham-barotra any ivelany 

Haingana sy tsotra
  • Antontan-taratasy maivana kokoa
  • Fikarakarana aingana kokoa 
Rem DOC PME
Varotra iraisam-pirenena

Remise documentaire

 Vahaolana malefaka amin’ny fandraisana fandoavam-bola any ivelany

Fandoavam-bola voarafitra
  • Alefa amin'ny "canal bancaire" ny antontan-taratasy ara-barotra a
  • Fandoavana atao araka ny fifanarahana ara-barotra sy ny lalàna manan-kery 

Fitoniana maharitra
  •  Natao ifampiraharahana amin’ny mpiara-miombon’antoka atokisana any ivelany
  • Ho an'ny fifanakalozana miverimberina
     

Haingana sy mitsitsy
  • Dingana tsotra sy haingana
  • Vidiny mora kokoa
  • Mitahiry porofo ara-dalàna amin’ny fifanakalozana

     
Image de fonds PME/S4C2P5 PCCI
Varotra iraisam-pirenena

Protection Change CREDOC Import PCCI

Raiketo mialoha ny   sandan’ny vola vahiny amin'ny fanafarana ataonao 

Ny momba momba azy  :
  • Raiketina mialoha ny sandan’ny vola vahiny rehefa mandoa vola amin'ny CREDOC
  • Fiantohana manankery hatramin’ny 360 andro

Rehefa inona no ampiasaina?
  • Mba hiarovana amin’ny fiovaovan’ny tsenan’ny vola vahiny
  • Mba handaminana ny teti-bolanao am-pilaminana tanteraka

Tombony :
  • Antoka ho anao amin'ny vidin’ny entana avy any ivelany (import)
  • Manamaivana ny risika amin’ny fiovaovan’ny sandan’ny vola
     
Image PCE PME
Varotra iraisam-pirenena

Proctection Change Export (PCE)

Raiketo mialoha ny sandan’ny vola vahiny amin’ny fanondranana ataonao 

Ny momba momba azy  :
  • Afaka raiketina mialoha ny  tahan’ny fifanakalozana  raha vantany vao alefa ny entana, arakin'ny  convetion de place misy eto Madagasikara
  • Io tahan’ny fifanakalozana io no hampiharina rehefa amidy ny vola vahiny ao anatin’ny 30 andro aorian’ny fampodiana azy (fe-potoana fivarotana araka ny fitsipika momba ny fifanakalozam-bola)

     

Rehefa inona no ampiasaina?
  • Rehefa miova be ny vidin’ny vola vahiny eny an-tsena
  • Rehefa misy elanelana ny fanondranana sy ny fandoavana
  • Raha tianao ho voafehy mialoha ny sandan’ny vola miditra amin’ny fanondranana

Tombony :
  • Miaro amin’ny risika ara-panakalozana vola amin’ny fanondranana any ivelany
  • Manome vinavina mazava momba ny vola hiditra amin’ny ho avy
  • Manatsara ny fitantanana ny vola 
     
Image de fonds S4C2P12 MCNE
Varotra iraisam-pirenena

Mobilisation des Créances Nées à l’étranger (MCNE)

Raiso mialoha ny ampahany amin’ny vola miditra amin’ny fanondranana, tsy mila miandry ny fandoavana

Ny momba momba azy  :
  • Fandrosoam-bola amin’ny alalan'ny  antontan-taratasy fandefasana entana (faktiora, taratasy fitaterana, sns.)
  • Averina rehefa tonga ilay fandoavana  vola vahiny
     

Rehefa inona no ampiasaina?

Raha mila vola miditra maika ka tsy mahandry ny fandoavana 

Tombony :
  • Fisitrahana avy hatrany amin’ny vidin'ny fanondranana
  • Manampy amin’ny fitantanana ny vola raha mbola tsy voaloa ilay faktiora

     

Mitadiava masoivoho na GAB