KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

PCM

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

Trade Finance picto

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana
 

Image de fonds S3C2P1 Découvert amortissable
Crédit d'investissement

Découvert amortissable

Vahaolana hanamorana ny fandoavana tsikelikely ny vola tokony hefainao 

Inona izany ?
  • Fitaovana  manitsy, entina mamerina ny vola tokony hefaina ,amin'ny fotoana lava
  • Aloa tsikelikely amin’ny daty efa voafaritra mialoha

Nahoana no misafidy an’ity tolotra ity ?
  • Miala amin'ny toe-bola miiba
  • Miaro ny fitantanana ny vola ao amin’ny orinasa na kaonty

Tombony:
  • Fitantanana tsotra, tsy manahirana
  • Vola aloan’andro isam-bolana mifanaraka amin’ny fahafahanao
Image de fonds PME/S3C2P2 Prêt à CT,LT,MT
Crédit d'investissement

Prêt à court, à moyen et à long terme

Vahaolana azo antoka ho an’ny tetikasa fampandrosoanao

Inona izany?
  • Famatsiam-bola fohy fe-potoana, na antonony na lava
  • Famatsiam-bola voarafitra ho an’ny tetikasa toy ny:
    • Fampitaovana
    • Fanorenana
       

Nahoana no misafidy ity tolotra ity ?
  • Hanamaivanana ny fanjifana zavatra lehibe
  • Hiarovana ny vola anananao
  • Hamatsiana ny fivoaran'ny orinasanao 

Tombontsoa
  • Vahaolana maharitra sy azo antoka
  • Famerenam-bola  mifanaraka amin'ny fahefanao
  • Famatsiam-bola mifanaraka amin’ny tanjonao

Mitadiava masoivoho na GAB