PCM

Famatsiam-bola

Famatsiam-bola ifanaraka amin’ny dingana tsirairay amin’ny fivoaran’ny orinasanao.

Compte

Banky ho an’ny andavanandro

Ireo rehetra ilaina ho fanohanana tsara ny asanao isan’andro.

Trade Finance picto

Varotra iraisam-pirenena

Arovy sy vatsio ny fandraharahana ara-barotra ataonao.

Placement Entreprise

Petra-bola

Ampitomboy ny tahirin'ny orinasanao.

Image de foncs Crédit-bail Leasing
Crédit Bail (Leasing)

Crédit Bail

Manofà anio, ho tompony rahampitso !

Famatsiam-bola entina hividianana ho anao: fiarakodia, fitaovana ilaina amin’ny fampandrosoana ny orinasao

Inona no atao hoe Crédit-bail?

Vahaolana ara-bola izay manome fitaovana ampiasainao mandritra ny fotoana voafaritra mialoha, efaina amin’ny alalan’ny hofany isam-bolana, ary afaka misafidy ny ho tompony ianao rehefa tapitra ny fifanarahana.

Ireo tolotra Crédit-bail anay:
  • Leasing classique
  • Lease-Back
  • Leasing adossé
  • Location Longue Durée (LLD)

 

Ny mampiavaka azy:

Nanolotra sy nampiroborobo ny crédit-bail voalohany teto Madagasikara nanomboka ny taona 2006. Manana ny traikefa vofehy hanaraka sy hanampy anao  hatramin’ny famatsiam-bola amin’ny fanafarana entana avy any ivelany.

Ny tombon-tsoa ho anao:
  • Manatsara ny fitantanam-bolan'ny orinasanao,
  • Mahazo famatsiam-bola feno sy haingana, sy mahazaka ny filànao rehetra

     

    Noho izany afaka mifantoka tanteraka amin’ny asa fototra ataonao, satria izahay no mikarakara ny rehetra. 

Ny mampiavaka anay :

Mihoatra ny 18 taona ny traikefan’ ny BNI MADAGASIKARA amin’ny fanatsarana ny fampiasam-bolanao amin'ny alalan'ny crédit-bail.
Vahaolana feno mampifandray famatsiam-bola sy tolotra (Assurances, géolocalisation, sns. );
Tolotra mifanaraka amin’ny filànao.

 

Mitadiava masoivoho na GAB