Famatsiam-bola ifanaraka amin’ny dingana tsirairay amin’ny fivoaran’ny orinasanao.
Ireo rehetra ilaina ho fanohanana tsara ny asanao isan’andro.
Arovy sy vatsio ny fandraharahana ara-barotra ataonao.
Ampitomboy ny tahirin'ny orinasanao.
Vahaolana hanajariana tsikelikely ny découvert-nao
Fitaovana manitsy, entina mamerina ny vola tokony hefaina ,amin'ny fotoana lava .
Vahaolana azo antoka ho an’ny tetikasa fampandrosoanao.