Manohana ny tanjona ilofosan’ny fivarotam-panafody ny BNI MADAGASCAR

3 November 2017

BNI MADAGASCAR, MADAPHAR-UBIPHARM sy ny Fikambanamben’ny tompon’andraikitry ny fivarotam-panafody rehetra eto Madagasikara dia nanao sonia fiaraha-miombon’antoka teo ambany fiahian’ny Profesora Mamy Lalatiana ANDRIAMANARIVO, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, solotenan’ny andrim-panjakana.