699
020 22 290 60
Faha-62 ! Manakaiky kokoa hatrany ny mpanjifa ny BNI MADAGASCAR, izany dia miseho amin’ny alalan’ny hetsika maro ary ao anatin’izany ny fanokafana Masoivoho ka isan’izany ny ao Ivato. Ankehitriny ny BNI dia maka ny laharana faharoa eo amin’ny lafin’ny hahalehiben’ny tambazotra satria manana Masoivoho 62 ary GAB 89.