699
020 22 290 60
PACK
MPIASAM-PANJAKANA
Tolotra manokana ao amin'ny BNI MADAGASCAR
Pack natokana ho an’ny MPIASAM-PANJAKANA. Ahitana ireo tolotra rehetra ilainao.
Mahaliana ahyKaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao
Kaonty MVola : hetsika MVola ao anatin’ny pack izay nosafidinaok
Karatra LOKANGA :karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tamba-jotra VISA eto MADAGASIKARA
Ampahan-karama : fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 60% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandarisam-bola
BNI-NET : fanarahana sy fitantanana ny kaonty amin’ny alalan’ny aterineto
BNI-SMS PREMIUM
Taratasim-bola
Fiantohana
Tolotra samihafa