699
020 22 290 60
Ry mpanjifa hajaina,
Mahafaly anay ny milaza aminareo ny fiovan’ny laharan-tarobian’ny Masoivoho BNI.
Efa azonareo jerena dieny izao ao amin’ny tranokala https://www.bni.mg/trouver-une-agence/ ireo fiovana ireo. Hitanao ao ihany koa ny adiresy sy ny ora fisokafan’ny masoivohonao ary ny toerana misy azy.
Aza misalasala mifandray aminay raha mila fanazavana fanampiny na te hiresaka amin’ny olona hafa ato amin’ny banky : midira ao amin’ny BNI-NET (eo amin’ny “écrire à son gestionnaire”) na antsoy ny laharana 020 22 228 00 na ny laharana maitso 0 800 93.
Misaotra ny amin’ny fifampitokisana.