Location longue durée

L.L.D

Tolotra manankery ato amin’ny BNI MADAGASCAR.

Ça m'intéresse

Ny « LLD Location Longue Durée » dia tolotra entina mampanofa fiara iray na maromaro mandritry ny 24 hatramin’ny 60 volana, voafaritra mialoha ny halaviran-dàlana ataony. Isam-bolana ny fandoavana ny hofany ary ireto manaraka ireto ny tolotra miaraka aminy :

1

Fiantohana amin’ny karazana voina rehetra

2

Fanoroan- toerana

3

Fikojakojana sy fanamboarana

4

Fanatrehana

Mifandray amin’ny vidiny hahazoana ny fiara, sy ireo tolotra voalaza ireo ny hofany.

Location Longue Durée...

Ça m'intéresse

dans la meme categorie

faq

Question fréquente

autres questions