Ny « LLD Location Longue Durée » dia tolotra entina mampanofa fiara iray na maromaro mandritry ny 24 hatramin’ny 60 volana, voafaritra mialoha ny halaviran-dàlana ataony. Isam-bolana ny fandoavana ny hofany ary ireto manaraka ireto ny tolotra miaraka aminy :
1
Fiantohana amin’ny karazana voina rehetra
3
Fikojakojana sy fanamboarana
Mifandray amin’ny vidiny hahazoana ny fiara, sy ireo tolotra voalaza ireo ny hofany.