PCM

Famatsiam-bola

Famatsiam-bola ifanaraka amin’ny dingana tsirairay amin’ny fivoaran’ny orinasanao.

Compte

Banky ho an’ny andavanandro

Ireo rehetra ilaina ho fanohanana tsara ny asanao isan’andro.

Trade Finance picto

Varotra iraisam-pirenena

Arovy sy vatsio ny fandraharahana ara-barotra ataonao.

Placement Entreprise

Petra-bola

Ampitomboy ny tahirin'ny orinasanao.

bni cash net
WEB BANKING ENTREPRISE

BNI CASHNET

Ny bankinao ampitain-davitra natokana ho an'ny orinasa.

Ireo azo atao aminy
  • Famindram-bola eto an-toerana sy any ivelany,
  • Fangalàna vola avy hatrany eo amin’ny kaonty BNI,
  • Fijerena ambim-bola, fisintomana tatitra ary fanaraha-maso ny hetsika rehetra amin’ny kaonty

Ny mampiavaka azy
  • Safidy Host to host(SFTP-Banky): Fandraisana mandeha ho azy ny vola nalefa amin'ny alàlan'ny SFTP
  • Safidy  PSR ARA : Fanarahana ny fandefasam-bola mandrapahatongany any amin'ny mpandray azy
  • Manambatra orinasa maro, kaonty, vola vahiny

Fahaleovantena feno amin’ny fampiasana azy
  • Fandefasam-bola haingana: 24 Ora raha Ariary, 48 Ora raha vola vahiny
  • Fandrindrana ny mpandray vola am-pahaleovan-tena
  • Misy Application amin'ny finday ihany koa 
BNI PAY CLASSIQUE
E-COMMERCE

BNI P@Y Classique

Vahaolana E-commerce ho an’ny fandoavana anaty aterineto.

Ireo azo atao aminy
  • Fandraisana fandoavana amin’ny karatra  VISA / MASTERCARD (eto an-toerana sy iraisam-pirenena)
  • Fandoavam-bola amin'ny Ariary, Euro
  • 48 ora (amin'ny andro fiasana) monja dia  dia tonga ao amin'ny kaonty ny vola . 

Natao ho an’iza ?

Ho an’ireo mpanjifa efa manana tranonkala fivarotana na Application amin'ny finday.

Ny mampiavaka avy
  • Relevés feno sy mazava ho an’ny fampitahana ataonao
  • Fanarahana an-davitra ireo fandoavana ataonao
  • Fandoavam-bola: tokana, miverimberina, na tsikelikely
BNI PAY NET
E-COMMERCE

BNI P@Y Web

Vahaolana  E-commerce fandoavana an-tserasera anaty aterineto, tsy mila tranonkala.

Ireo azo atao aminy
  • Fandraisana fandoavana amin’ny karatra  VISA / MASTERCARD (eto an-toerana sy iraisam-pirenena)
  • Fandoavam-bola amin'ny Ariary, Euro, USD
  • 48 ora (amin'ny andro fiasana) monja dia  dia tonga tonga ao amin'ny kaonty ny vola aorian'ny télécollecte

Toetra manokana
  • Ho an’ireo mpanjifa tsy manana tranonkala fivarotana
  • Mampiasa ny tranonkalan'ny BNI hahazoana rohy fandoavana

Ny mampiavaka azy
  • Relevés feno sy mazava ho an’ny fampitahana ataonao
  • Fanarahana an-davitra ireo fandoavana ataonao
  • Fandoavam-bola: tokana, miverimberina, na tsikelikely
TPE
E-COMMERCE : Terminal de Paiement Electronique

TPE

Fitaovana fandraisana vola amin'ny carte , ho an’ny mpivarotra, orinasa, fikambanana.

Ireo azo atao aminy

Fandoavam-bola amin’ny karatra  VISA / MASTERCARD (eto an-toerana sy iraisam-pirenena).
 

Toetra manokana
  • Relevé feno sy mazava ho an’ny fampitahana ataonao
  • Manaiky ireo tambajotra fandoavam-bola lehibe indrindra eto an-toerana sy iraisam-pirenena : VISA / MASTERCARD

Tombony
  • Fampihenana ny fandoavana amin’ny vola mivantana (cash)
  • Fandoavana azo antoka 

Mitadiava masoivoho na GAB