content-banner

Tatitra isan-taona BNI MADAGASCAR

Maneho ny fanoloran-tenanay mitohy amin’ny fitomboana tompon’andraikitra, misokatra ho an’ny rehetra ary maharitra, ny tatitra isan-taonan’ny BNI MADAGASCAR.
Ao anatin’ity tatitra ity, dia zarainay  ny vokatra ara-bola, ireo zava-nisongadina nandritra ny taona, ireo hetsika sy paikady lehibe napetraka, ary ny fandraisana andraikitra mazava nataonay ho fanohanana ny mpanjifanay, ny toekarena nasionaly, ary ny fiantraikany tsara entinay amin’ny fiaraha-monina.
Ity tatitra ity dia porofon’ny mangarahara tadiavinay sy ny finoanay fa ny fitokisan’ireo manodidina anay dia miorina amin’ny fahitana mazava, rafitra matanjaka ary asa mifanaraka amin’izany.

Rapport

Rapport Annuel 2013

Télécharger

Rapport

05/092025

Télécharger

Mitadiava masoivoho na GAB