Orinasa sy mpandraharaha, aza mandany fotoana, haloavy mivantana ny saran’ny haban-tseranana amin’ny alàlan’ny tolotra TradeNet.
Ny BNI MADAGASCAR no banky voalohany namolavola fifanarahana miaraka amin’ny Gasy Net mba hahafahan’ny mpanjifan’ny banky mampiasa ny tolotra TradeNet amin’ny fandoavany haban-tseranana.
Raha fintinina :
- miditra amin’ny tolotra TradeNet ny mpanjifa izay efa manana kaonty BNI MADAGASCAR.
- Vantany rehefa voamarin’ny TradeNet, mahazo baiko ny handoa vola avy hatrany ny BNI MADAGASCAR.
- Kirakirain’ny BNI MADAGASCAR sy hamarin’ny BNI MADAGASCAR ny hetsika evy eo.
1
Afaka manao lalàna na amin’ny fotoana tsy mampivoha ny masohivoho aza (ka hatramin’ny 7 hariva)
2
Plus besoin de se déplacer
3
Facilité, rapidité et sécurité de vos opérations de paiement
4
Possibilité de libérer vos marchandises pendant le week-end si le paiement est soumis le vendredi même en fin d’après-midi
dans la meme categorie
