Découvert
Autorisé

Crédit de trésorerie
Ça m'intéresse

Ny « DECOUVERT AUTORISE » fahalalahana atolotra ao anatin’ny fotoana fohy ahafahan’ny kaontinao miditra trosa eo am-piandrasana famatsim-bola voafaritra mazava. Io tolotra io dia ahafahanao mameno ny vola fampandehanandraharaha mba hamatsiana karazana hetsika efa voafaritra mialoha (stock, vola avy amin’ny orinasa Fiantohana, …)

Souscription

Simplifiée

1

fangatahana malalaka amin’ny taratasy fotsy

2

Etats financiers an’ny taom-piasana 3 farany, misy ny sonian’ny mpitantana ary ny tombokasen’ny orinasa.

3

Compte de résultat N+1 vinavinaina

4

Vinavinan’ny Plan de trésorerie ao anatin’ny taona 1

5

Tatitr’asa sy mombamomba ny orinasa amin’ny ankapobeny

Découvert Autorisé...

faq

Question fréquente

autres questions