
BNI MADAGASCAR miray hina hatrany amin’ny Malagasy
Miaraka amin’ny tolotra CREDIT TOP CHRONO izay mitohy hatramin’ny 4 septambra, ny BNI MADAGASCAR dia manome tolotra manokana ho an’ny mpiasam-panjakana sy ny mpiasa tsy miankina.
Tsy mamerim-bola mandritran’ny 3 volana voaloany ianao, ny taha-janabola 11,9% ary findramam-bola hatramin’ny 25 000 000 Ariary mba afahahan’ny tokantrano mirindra tsara mandritra ity taona ity.
GRANDE TOMBOLA DE L’INDEPENDANCE
Nandritran’ny fetim-pirenena dia nanao « GRANDE TOMBOLA DE L’INDEPENDANCE » ny BNI MADAGASCAR tamin’ny 21 ka hatramin’ny 30 jona 2021 lasa teo.
Notontosaina ny 02 Jolay kosa tao amin’ny foiben’ny BNI ny fanolorana an’ireo izay nahazo loka ka natrehan’ny Police des Jeux :
- 1er lot: weekend ho an’ny olona roa, azon’’i Ramatoa ANDRIANALY FELANA OELIARIZIVA, mpanjifa ao amin’ny masoivohon’ny BNI ANTSAKAVIRO
- Lot 2: Vata fampangatsiahana iray, azon’’i Andriamatoa RABEARISOA JOCELIN EMILSON, mpanjifa ao amin’ny masoivohon’ny BNI AMPARAFARAVOLA
- Lot 3: Fahitalavitra 32’’SMART, azon’’i RAKOTONINDRINA HENINTSOA BARINALA, mpanjifan’ny masoivohon’ny BNI MAEVATANANA.
Marihina fa azon’ny mpanjifa atao tsara ihany koa ny misitraka CREDIT TOP CHRONO amin’ny alalan’ny https://alefa.bni.mg
«Aza miandry intsony! Mindrama anio, tsy mamerim-bola ao anatin’ny telo volana. Tantano amin’ny alàlan’ny CREDIT TOP CHRONO an’ny BNI MADAGASCAR ny nofinofinao. » _Manoa EliaRASANDINIRINA, miandraikitra ny Marketing sy ny Serasera ao amin’ny BNI MADAGASCAR._