Tahiry MITOMBO

TAHIRY

Tolotra ato amin'ny BNI MADAGASCAR

Mahaliana ahy

Mahazoa tombony be be kokoa miaraka amin’ny MITOMBO

Tahiry maharitra hatramin’ny telo taona, zana-bola mitombo arakaraka ny toe-bola ao anatin’ny kaonty ary ny faharetan’ny taona hitahirizana izany vola izany

Ny zana-bola dia mitoboka ao anaty kaonty isaky ny faran’ny taona

Petra-bola voalohany

  • 300 000 MGA raha toa ka misy famindram-bola 10 000 MGA isam-bolana fara fahakeliny
  • 500 000 MGA raha toa ka tsy misy izany

Tahiry MITOMBO...

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa