Tradenet

Banque tsy misy elanelany
Tolotra manokana ao amin'ny BNI MADAGASCAR
Ça m'intéresse
Orinasa sy mpandraharaha, aza mandany fotoana, haloavy mivantana ny saran’ny haban-tseranana amin’ny alàlan’ny tolotra TradeNet. Ny BNI MADAGASCAR no banky voalohany namolavola fifanarahana miaraka amin’ny Gasy Net mba hahafahan’ny mpanjifan’ny banky mampiasa ny tolotra TradeNet amin’ny fandoavany haban-tseranana. Raha fintinina :
  • miditra amin’ny tolotra TradeNet ny mpanjifa izay efa manana kaonty BNI MADAGASCAR.
  • Vantany  rehefa voamarin’ny TradeNet, mahazo baiko ny handoa vola avy hatrany ny BNI MADAGASCAR.
  • Kirakirain’ny BNI MADAGASCAR sy hamarin’ny BNI MADAGASCAR ny hetsika evy eo.

dans la meme categorie

faq

Question fréquente

autres questions