Ny PCE dia ahafahan’ny mpanondrana mahafantatra mialoha ny tahan’ny sandam-bola hahafahany mivarotra ny sandan’ny varotra ataony amin’ny fotoana hanaovany izany
Mifanaraka mialoha ny banky sy ny mpanondrana mba hamaritana mialoha ny tahan’ny devisy / MGA hampiarina rehefa hivarotra ireo devizy ity farany. Ny PCE dia hahafahana misoroka ny fiovan’ny tahan’ny sandam-bola iraisam-pirenena.
Tahak’izao ny fikajiana ny PCE :
- Hindramina mialoha eo anivon’ny Tsenam-bola iraisam-pirenena ilay devizy amin’ny taha efa voafaritra, ary mandritra ny fe-potoana lazain’ilay mpitarotra.
- vola nidramina…..
Protection Change Export (PCE)...