MASOIVOHO ANALAKELY
74, rue du 26 juin 1960 Analakely Antananarivo 101
MVola
Fanokafana kaonty MVola : tsotra sady maimaimpoana
Ny kara-panondro sy ny SIM Telma anao no ilaina amin’ny fanokafana kaonty MVola
Fametrahana vola amin’ny kaonty MVola : haingana sady tsy misy sarany
Manantona ireo masoivoho BNI mahazatra anao, miaraka amin’ny kara-panondronao.
Fisitomam-bola voaharo amin’ny alalan’ny kaonty MVola
Manantona ireo masoivoho BNI mahazatra anao, miaraka amin’ny kara-panondro.
Tombontsoa hafa miaraka amin’ny MVola
MVola...