699
020 22 290 60
Fotoana mahafinaritra no nifampizaran’ny ekipan’ny BNI MADAGASCAR ny 10 aprily 2017, mifandraika indrindra amin’ny soatoavina « engagement, professionnalisme, esprit d’équipe » izay nampahomby ny fanavaozana ny rafitra informatika ampiasain’ny banky.
Fisaorana manokana no atolotra ireo mpanjifa noho ny fahatokisany ny BNI MADAGASCAR.